Observatoire et Intelligence Territoriale et Fonciere

Publications

Articles sur les Actualités

Actualités

𝐓𝐎𝐑𝐎𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐑𝐀𝐓𝐀𝐍𝐘 (𝐂𝐞𝐫𝐭𝐢𝐟𝐢𝐜𝐚𝐭 𝐟𝐨𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫) 𝐇𝐎 𝐋𝐀𝐒𝐀 𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 (𝐓𝐢𝐭𝐫𝐞 𝐟𝐨𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫)) 👉🏻 Ity torolalana ity dia natao mba hanazavana amin’ny fomba mazava sy tsotra ny dingana arahina rehefa te-hanova ny Karatany ho lasa Titra ny tompon’ny tany, mifanaraka amin’ny « Torolalana momba ny fomba fanovana ny Karatany ho lasa Titra» navoakan’ny Ministeran’ny Fanajariana […]

Lire la suite ...


𝐅𝐀𝐌𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎𝐇𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀 Rehefa maty ny tompona tany dia miditra amin’ny antsoina hoe fandovana na (mutation par décès) ireo taranany mpandova. 𝙄𝒓𝙚𝒐 𝒊𝙡𝒂𝙞𝒏𝙖 𝙧𝒆𝙝𝒆𝙛𝒂 𝒉𝙖𝒏𝙖𝒐 𝒇𝙖𝒏𝙙𝒐𝙫𝒂𝙣𝒂 : 👉🏻Taratasy fanamarinana ny fahafatesana (acte de décès) izay alaina any amin’ny Kaominina. 👉🏻Taratasy maha-mpandova (acte de notoriété) : manana endrika araky ny lalàna, atao any amin’ny notaire […]

Lire la suite ...


🤝𝐅𝐀𝐌𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎𝐇𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐕𝐀𝐑𝐎𝐓𝐀𝐍𝐀 Ny famarotana tany dia voafehy ny didy hitsivolana ord 60-146 sy ny didy fampiharana miaraka aminy. Raha tanim-panjakana dia miafara amin’ny fahazoana Boky titra (duplicata du titre) ary manomboka eo dia misoratra amin’ny olona iray ny tany. ▶️ 𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒉𝒊𝒗𝒂𝒓𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒅𝒊𝒂 𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂 ? Misy karazany […]

Lire la suite ...




La majorité des occupants actuels se trouve dans une situation d’insécurité permanente sans pour autant disposer de documents légaux pour justifier leur occupation.

Lire la suite ...




1 2 3 4 … 13