Observatoire et Intelligence Territoriale et Fonciere

Publications

Articles sur les Actualités

Actualités







𝐓𝐎𝐑𝐎𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐑𝐀𝐓𝐀𝐍𝐘 (𝐂𝐞𝐫𝐭𝐢𝐟𝐢𝐜𝐚𝐭 𝐟𝐨𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫) 𝐇𝐎 𝐋𝐀𝐒𝐀 𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 (𝐓𝐢𝐭𝐫𝐞 𝐟𝐨𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫)) 👉🏻 Ity torolalana ity dia natao mba hanazavana amin’ny fomba mazava sy tsotra ny dingana arahina rehefa te-hanova ny Karatany ho lasa Titra ny tompon’ny tany, mifanaraka amin’ny « Torolalana momba ny fomba fanovana ny Karatany ho lasa Titra» navoakan’ny Ministeran’ny Fanajariana […]

Lire la suite ...


𝐅𝐀𝐌𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎𝐇𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀 Rehefa maty ny tompona tany dia miditra amin’ny antsoina hoe fandovana na (mutation par décès) ireo taranany mpandova. 𝙄𝒓𝙚𝒐 𝒊𝙡𝒂𝙞𝒏𝙖 𝙧𝒆𝙝𝒆𝙛𝒂 𝒉𝙖𝒏𝙖𝒐 𝒇𝙖𝒏𝙙𝒐𝙫𝒂𝙣𝒂 : 👉🏻Taratasy fanamarinana ny fahafatesana (acte de décès) izay alaina any amin’ny Kaominina. 👉🏻Taratasy maha-mpandova (acte de notoriété) : manana endrika araky ny lalàna, atao any amin’ny notaire […]

Lire la suite ...




1 2 3 12