Observatoire et Intelligence Territoriale et Fonciere

Publications

Articles dans la catégorie : Juridique

Articles dans la catégorie : Juridique

Juridique





𝐅𝐀𝐌𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎𝐇𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀 Rehefa maty ny tompona tany dia miditra amin’ny antsoina hoe fandovana na (mutation par décès) ireo taranany mpandova. 𝙄𝒓𝙚𝒐 𝒊𝙡𝒂𝙞𝒏𝙖 𝙧𝒆𝙝𝒆𝙛𝒂 𝒉𝙖𝒏𝙖𝒐 𝒇𝙖𝒏𝙙𝒐𝙫𝒂𝙣𝒂 : 👉🏻Taratasy fanamarinana ny fahafatesana (acte de décès) izay alaina any amin’ny Kaominina. 👉🏻Taratasy maha-mpandova (acte de notoriété) : manana endrika araky ny lalàna, atao any amin’ny notaire […]

Lire la suite ...