🌇Volan’ny Tanàndehibe, 📣📣Ny varavarana misokatra eo anivon’ny sampandraharaham-paritry ny fanajariana ny tany Anôsy dia ho tanterahina ny 30 Oktobra hoavy izao ao amin’ny efitrano malalaky ny kaominina taolagnaro , koa tongava maro.
Publié le : 27 Oct 2026
Catégories : Aménagement du Territoire