Observatoire et Intelligence Territoriale et Fonciere

Publication



𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐏𝐈𝐀𝐃𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍’ 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐄𝐒𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 (𝐂𝐈𝐑𝐂𝐎𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐓𝐎𝐏𝐎𝐆𝐑𝐀𝐏𝐇𝐈𝐐𝐔𝐄)

Publié le : 18 Nov 2026

Catégories :


𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐏𝐈𝐀𝐃𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍’ 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐄𝐒𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 (𝐂𝐈𝐑𝐂𝐎𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐓𝐎𝐏𝐎𝐆𝐑𝐀𝐏𝐇𝐈𝐐𝐔𝐄)

📌𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐨 𝐯𝐞 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐩𝐢𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧’ 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐞𝐬𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲?
Ny Faripiadidian’ ny Fandrefesantany dia rafitra iray eo anivon’ny Sampandraharahan’ ny Fandrefesantany (Direction des Services Topographiques), izay miantoka ny fanatanterahana ireo asa ara-teknika mifandraika amin’ny fandrefesana sy ny sarintany.

🔺 Amin’ny alalan’ireo asa sahaniny ireo dia mandray anjara amin’ny fanatsarana ny fitantanana ny fananan-tany sy ny fanajariana ny velaran-tany ny Faripiadidian’ ny Fandrefesantany.

✅ Distrika 64 no misy azy ireo ankehitriny.
Koa manasa anareo izahay hanatona eny an-toerana raha misy ny fikarakarana na filàna tolotra ara-teknika mifandraika amin’ny antontan-taratasy momba ny tany.

#MATSF #DST #fandrefesantany #CirconscriptionTopographique #Topographie #Fananantany